• 29 janvier 2023

Misaona ny tontolon’ny kanto satria dia nodimandry omaly alina i Ulick Andriamanantena. Ny filalaovana tantara amin’ny onjam-peo no tena nahafantaran’ny be sy ny maro azy, indrindra fa tao amin’ny Radio nasionaly malagasy. Ulick dia poeta feno ary nanana ny fandaharana « Soratra sy teny raiso ka vakio » izay nandeha tao amin’ny RNM ihany koa.

Partagez :
Mahandry