Brèves

Efa mandeha ny fanadihadiana mahakasika ny doro ala ao Ambohitantely Ankazobe, iarahana amin’ny sampandraharaha misahana ny heloka bevava Antananarivo, hoy ny komandin’ny zandarimaria Ankazobe, Kapiteny Ramanantsoa. Mbola tsy misy ny olona voasambotra na ahiahina,

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer