Brèves

Dahalo telo no maty tamin’ireo dahalo 15 nanafika ny tsena isan-kerinandro tao amin’ny kaominina ambanivohitra Amboropotsy, distrikan’Ampanihy ny 11 oktobra teo vokatry ny fifandonan’izy ireo tamin’ny zandary mpiandry raharaha tao Amboropotsy. Basy vita gasy miisa 2 no tratra teny amin’izy ireo araka ny fampitam-baovao.

Hisy zandary 15 isa izay tarihin’ny komandy ao Ampanihy hanatevin-daharana hampandry tany sy hanampy ireo zandary mpiandry kizo any an-toerana amin’izao fotoana izao raha ny fampitam-baovao hatrany.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer