Misy trangana firehetana ao amin’ny faritra arovana tandavanala Ivohibe, faritra Ihorombe ny maraina teo. Mifarimbona mamono izany ny Fokonolona sy ireo tomponandraikitra rehetra eny ifotony. Mbola ao anatin’ny ady amin’ny afo hatramin’izao tolakandro izao ny rehetra.
MEDD.