Brèves

Ho tapaka ny fifamoivoizana amin’ny lalana Raketamanga Ratsimba manoloana ny Tranompokonolona Isotry manomboka anio 11 oktobra amin’ny 4ora hariva. Mandray avy hatrany ny lalana Ranaivo Jules Ambalavao Isotry araka izany ireo fiara avy any amin’ny lalana Ramamonifisoa manoloana ny Kaomisaria boriboritany fahefatra, mikasa hihazo an’Isotry.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer