Brèves

Vehivavy 148 vita ftiliana ny vozon’ny tranon-jaza ary 163 kosa no natao fitiliana nono tao Loukintsy sy Ambatoroa Ste Marie nandritry ny fankalazana ny iray volan’ny homamiadana ( October rose) izay karakarain’ny fondation AKBARALY sy ny fikambanana « Drôles de Dames » any an-toerana. Efa feno ny fandaharam- potoana isaky ny Fokontany andalovana hatramin’ny 15 oktobra ho avy izao.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer