Brèves

Misokatra ho an’ny daholo be ny tetikasa Miami ao Toamasina anio 8 oktobra, manomboka amin’ny 3 ora sy sasany. Hisy araka izany fitsidihana sy fizarana amin’ny ankapobeny ny fizotry ny asa izay ataon’ny tomponandraikitra isan-tsokajiny ao Toamasina sy ny Sekreteram-panjakana misahana ny Tanàna vaovao sy ny toeram-ponenana.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer