Brèves

Arahin’ny fitondram-panjakàna  akaiky amin’ny alalan’ny ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny fanamboarana, ny fitahirizana, ary ny fitsinjarana fanafody manarapenitra, voafantina manokana ary ampy no mendrika ho an’ny malagasy. Izany indrindra no anton’ny fivoriambe ara-potoanan’ireo mpiantsehatra amin’ny tobim-panafody eto Madagasikara, omaly sy androany 7 oktobra tetsy Soarano. « Rafitra matihanina ho an’ny fahasalamam-bahoaka » no lohahevitra novelabelarina nandritra izany.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer