Brèves

Hatao rahampitso, zoma 7 oktobra, eny Ivato, ny fikaonan-doham-pirenena ho fanarenana ny sehatry ny Asa tanana eto Madagasikara. Handray anjara amin’izany ireo mpanao asa tanana rehetra manerana ny nosy. Hodinihina mandritra izany ireo paikady ho entina mampandroso ny sehatry ny Asa tanana sy ny Haitao. Miisa dimy (5) ireo paikady ireo dia ny asan’ny mpanao asa tanana, ny fisitrahana ny akora fototra, ny lalàna mifehy ny Asa tanana, ny famatsiam-bola ny Asa tanana, ary ny fampiroboroboana ny Asa tanana.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer