Brèves

Taorian’ny fanamboarana ny « couche de base » dia miroso amin’ny fametrahana tara ny orinasa misahana ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha fito mampitohy an’Antananarivo sy Antsirabe. Lalana mirefy 20km mampitaraina ny olona no asiam-panamboarana izay manomboka eo Andranotokana PK 145 hatrany Antsirabe PK 165.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer