Brèves

Fanentanana amin’ny fiarovana ny gidro Indri-Indri, na babakoto, fiarovana ny tontolo iainana sy fampandehanana indray ny fizahan-tany maharitra ao amin’ny kaominina Andasibe. Ireo no nivoitra nandritra ny  »Festival Indri-Indri », natao tany amin’ny faritra Alaotra Mangoro, nanomboka ny zoma 30 septambra ka hatramin’ny alahady 2 oktobra teo. Teo koa ny famelabelarana sy fampianarana isan-karazany mikasika ny fiarovana ny tontolo iainana, indrindra ireo zava-mananaina tsy hita raha tsy eto Madagasikara.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer