Brèves

24 mianadahy nanaraka fiofanana momba ny nahandro frantsay, no avoaka amin’ny fomba ofisialy androany, eny amin’ny Akamasoa, Andralanitra. Tafiditra anatin’ny fampivoarana sy fampanana asa ny tanora izany. Manotrona izany eny ny filoha Rajoelina Andry, miaraka amin’ireo mpikambana vitsivitsy ao amin’ny governemanta.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer