Brèves

Amparafaravola : nanampy ny traboina vokatry ny haintrano ny minisitra mpiahy ny faritra Alaotra Mangoro.
Trano 27 tafo no may tao Ampanobe, kaominina Amparafaravola, ny alarobia 28 septambra 2022 teo. Haintrano, vokatry ny tsy fitandreman’ny ‘ olona iray nandoro fako izy io, araka ny fanazavana azo. Fianakaviana maro no traboina.
Tonga tany an-toerana nankahery sy nitondra fanampiana ho azy ireo ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, mpiahy ny faritra Alaotra Mangoro, Andriatongarivo Rakotondrazafy Lalatiana androany sabotsy 01 oktobra 2022 maraina.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer