Brèves

Baolina kitra – CHAN Algérie 2023 : I Maroc sy Soudan ary Ghana no miray vondrona amin’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika (CHAN) hatao any Algérie ny 13 janoary hatramin’ny 4 febroary 2023. Ao anatin’ny vondrona C no misy ny Barea, araka ny antsapaka natao androany 1 oktobra.
Ny Stade de Constantine no handray ny lalao hataon’ity vondrona C ity.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer