Brèves

Mijoro ny « Grand séminaire interdiocesaine », eo ambany fiarovan’ny Olomasina François de Sales ao Analamalotra, arsidiosezin’i Toamasina.
Nanotrona ny Sorona Masina nankalazana amin’ny fomba manetriketrika ny fitsofan-drano izany ny filoham-pirenena Andry Rajoelina androany alahady 02 oktobra 2022. Toeram-panabeazana, anovozan’ny ho pretran’ny Fiangonana fahalalana ity seminera zokiny ity. An-taonany maro ny asa natao vao voatsangana ny fotodrafitrasa, hoy ny pretra tomponandraikitra.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer