• 3 octobre 2022

Trozona iray mirefy 14 metatra no hita faty tao amin’ny tanànan’i Bifefiky, fokontany Andimakabo, Nosy Be, omaly 2 oktobra . Efa tonga teny an-toerana ny zandary ary nanentana ny mponina mba tsy hikitika na hihinana io biby io. Mbola tsy fantatra hatreto ny antony nahafaty azy io.

Partagez :
Mahandry