• 30 septembre 2022

Hametrahana tahirim-bolam-pirenena na “Fonds national pour le développement de l’Artisanat » eto Madagasikara ho fampiroboroboana ity sehatry ny asa tanana ity. “Tsy manana tetibola ampy hanohanana ny filan’ny mpanao asa tanana ny minisitera. Izany no antony ametrahana io tahiry manokana io mba hanohanana ny mpisehatra hiroborobo amin’ny fihariany, hoy ny minisitra Sophie Ratsiraka. Hiara-miasa amin’ny banky ny minisitera hahafahana mametraka izany.

Partagez :
Mahandry