• 29 septembre 2022

Mila manao ezaka manokana ny foloalindahy amin’ny tsy fahandriam-pahalemana izay miseho amin’ny endriny hafa ankehitriny, toy ny halatra zaza sy halatra taola-paty ary ny fakana an-keriny, hoy ny Filoha, nandritry ny lanonam-panokanana ny vondron’ny mpilatsaka an’elon’aina, Toby Gal. Manibou Ismaël, Ivato androany. Izany indrindra no antony fampitaovana ataon’ny fanjakana ny foloalindahy, toy ny fiara-manidina miisa 5 izay efa miasa amin’ny “évacuation sanitaire “, sy ny angidim-by maro. Tsy tapitra ny ady fa mitohy hatrany, raha ny nambarany.

Partagez :
Mahandry