• 28 septembre 2022

Mbola tsy afaka manokatra ny Rovan’i Madagasikara ho an’ny mpitsidika ny tomponandraikitra amin’izao, ho fiarovana ny olona manoloana ny fisian’ny asa fanamboarana. Mbola hifampidinihana, ary tsy maintsy hambara amin’ny fotoana maha mety azy izany, hoy ny mpitantana ny Ofisin’ny Rovan’i Madagasikara (ORMada), Rakotondrabao Aro Ilon’Aina. Misy fiovana, noho izany, ny daty nambara tany amin’ny faramparan’ny taona 2020.

Partagez :
Mahandry