Sport

Nomontsanin’ny Barean’i Madagasikara tamin’ny isa 7 noho 1 ny Pirates an’i Seychelles tamin’ny lalao miverin’ny fifanintsanan’ny CAN 2023 latsaky ny 23 taona teo amin’ny kianjan’i Mahamasina. Nofehezin’ny Barea hatamin’ny farany ny lalao.

Tafakatra amin’ny fihodinana faharoa ny Barea. I Gabon no hifanandrina aminy. Hatao etsy Mahamasina ny 23 oktobra izao ny lalao mandroso.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Fermer