• 27 septembre 2022

Hakarina hatramin’ny 40% ny tahan’ny angovo vokatra avy amin’ny alalan’ny herin’ny masoandro ao amin’ny disitrikan’ Antalaha sy Sambava hatramin’ny farany taona raha 25% izany ankehitriny. Io no nisongadina nandritry ny fivoriana niarahan’ny ministera ny angovo sy ny GES (Green Energy Solution) ary ny JIRAMA, androany 27 septambra. Ho jerena akaiky ihany koa ny fahefan’ny Jirama manefa ny trosany mba hahafahan’ny mpiantsehatra miasa araka ny tokony ho izy

Partagez :
Mahandry