Social

Fiara miisa 174 teny amin’ny kaominina Tanjombato no nosavain’ny foibe fitsarana fiarakodia androany 23 septambra. Miisa 46 ireo taratasina fiara nosintomina, 11 tsy nisy na lany paikandro fitsirihana ara-teknika “visite technique” ka naiditra am-balam-pamonjana, 02 lany fiantohana « Assurance ». 35 tamin’ireo no nomarihana tsy hahazo hiasa “inaptes” noho ny tsy fahatomombanana ara-teknika hafa.
Tanjona amin’izao fitsirihana tapoka an-dalambe izao ny hiarovana ny ain’ny mpampiasa lalana, ny fiara sy ny entana.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Fermer