• 23 septembre 2022

Kopia sy karapanondro maimaim-poana : manodidina ny 200 isan’andro ny kopia vinavinaina ho vita ao amin’ny distrikan’I Morondava sy Belo Tsiribihina manomboka ny herinandro ho avy izao. Tonga tany an-toerana androany 23 septambra ireo fitaovana entina manatanteraka izany.

Partagez :
Mahandry