• 19 août 2022

30 isan-jaton’ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha 34 mampitohy an’Antsirabe sy Malaimbandy eo amin’ny PK 11 + 500 no vita araka ny fampitam-baovao navoakan’ny minisiteran’ny asa vaventy. Nijery ny fandrosoan’ny asa tany an-toerana ny minisitra Hatrefindrazana Jerry ary nisy ny toromarika nomeny ny orinasa amin’ny fanatsarana ny fomba fiasa hisorohana ny fahatarana. Eo ihany koa ny fanajana ny kalitao amin’ny fanatanterahana ny asa.

Partagez :
Mahandry