• 4 août 2022

Ny fomba hanamafisana ny traikefan’ny foloalindahy amin’ny fanajana ny zon’olombelona eo amin’ny fanatanterahana ny asany, ny fomba hanamafisana sy hanatevenana ny fahalalana momba ny zon’olombelona any amin’ireo sekoly fampiofanana ireo mpitandro filaminana ary ny finiavan’ny firenena mikambana hiara-hiasa amin’ny Madagasikara, ireo no nivoitra nandritry ny fitsidihana nataon’ny mpanolotsaina an »ny Firenena mikambana, Sabine Lauber an’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena Rakotonirina Richard androany 4 aogositra.

Partagez :
admin