Brèves

201 ireo nahazo taratasy fiantsoana hiatrika ny fanadinana fifaninanana ho zandary tany Morondava. 162 no naka izany noho ny fisian’ny fanaovana taratasy nifanindran-dalana tany amin’ny polisy sy zandary hoy ny Lieutenant colonel Andrianarivo Rianatsiory, komandin’ny vondrotobim-pileovan’ny zandarimariam-pirenena ao Menabe, tao amin’ny ivotoeram-panadinana CEG Centre.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer