• 11 juillet 2022
Mihatra manomboka androany maraina ny vidin-tsolika vaovao hoy ny tale jeneralin’ny Ofisy malagasy misahana ny akoranafo, (OMH), Jean-Baptiste Olivier. “Efa nampahafantarina izany ny tobin-tsolika rehetra”, hoy izy.
Hisy ny valan-dresaka amin’ny mpanao gazety ataon’ny OMH sy ny minisiteran’ny Angovo mahakasika izany izao maraina izao, araka ny fantatra.
Partagez :
Mahandry