• 11 juillet 2022

Maro ny toby mpaninjara solika no nikatona io maraina io, taorian’ny filazana fiakaran’ny vidin-tsolika nambaran’ny avy eo amin’ny minisiteran’ny Angovo. Anisan’izany ny ankamaroan’ny Total eto Antananarivo, toy ny etsy Ampefiloha.

Partagez :
Mahandry