- 1 juillet 2022
Mifarana anio zoma voalohan’ny volana jolay ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny ho an’ny Antenimiera roa tonta ho an’ity taona 2022 ity.
Amin’ny 3 ora tolakandro ny lanonam-pamaranana izany ho an’ny etsy amin’ny Lapa maitso Anosikely. Amin’izao amin’ny 11ora antoandro izao kosa no ora voatondro ho famaranana izany ho an’ny Antenimierampirenena eny Tsimbazaza.
Samy nandany tsy misy fanitsiana sy fanovana ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana nasiam-panitsiana LFR 2022 ireto Antenimiera roa tonta ireto.
Mahandry