• 11 décembre 2021

Nomena fampiofanana mikasika ny nomerika ireo tanora mpianatra amin’ny lisea sy CEG tao amin’ny kaominina ambanivohitr’i Miary sy Mitsinjo ao amin’ny Distrikan’ny Toliara II. Tafiditra tao anatin’izany ny fikirakirana ireo haitao ara-kajy mirindra ary indrindra fa ny aterineto.

Ny fitaleavam-paritry ny MNDPT any Toliara no vy nahitana ity fampiofanana ity.

Partagez :
Mahandry