• 23 novembre 2021

Nasiam-panavaozana ary natao hanaraka ny toetrandro misy ankehitriny, ny tetikasa Smart City sy ny Biraon’ny Paositra Malagasy ao Nosy-Be. Hisy ny fametrahana « Data Center » izay tafiditra ao anatin’ny tetik’asa «Modernisation des Réseaux de Télécommunication de Madagascar » nandritra ny fitsidihana nataon’ny teo anivon’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana sy Fanovàna ny haitao ara-kajy mirindra, ny Paositra ary ny Fifandraisan-davitra, notarihan’Andriamatoa minisitra Tahina Razafindramalo.

Partagez :
Mahandry