• 21 novembre 2021

Fanadiovana ny ivelany sy fandokoana ny biraon’ny fokontany teto Ambalabe Ouest Kominina Ambonivohitra Antsohihy no nentina nanatanterahana ny Tagnamaro andron’ny olom pirenena hoan’Antsohihy izay nokarakarain’ ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ka nandraisan’ireo vahoaka maro anjara sy ny avy amin’ny sampandraharaha maro na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana.

Velom-pisaorana arak’izany ny lehiben’ny fokontany amin’izao ezaka ateraky ny tagnamaro satria sambany teo amin’ny tantaran’ny biraon ny fokontany ny fanatsarana mivantana toy izao.

Everaldo HERINIAINA

Partagez :
Mahandry