• 13 novembre 2021

Olona mahery ny 320 ao amin’ny distrikan’Antsirabe no ezahina atao fitiliana mandritra ny hetsika fizaham-pasalamana maimaim-poana , ho entina hankalazana ny andro iraisam-perenena ny diabeta androany 13 novambra . Fiaraha-miasan’ny Faritra Vakinankaratra sy ny Lions Club Ranovisy Antsirabe ary ny Ezco no nahafahana nikarakara izao hetsika izao.

Ankoatra ny fizahana ny diabeta dia hisy ihany koa ny fizahana maso sy fanomezana solomaso maimaim-poana.

Partagez :
Mahandry