• 9 novembre 2021

“Camion mobile” ahafahana mizara rano sahabo 60m3 isan’andro no napetraka ao Fianarantsoa, Faritra Matsiatra Ambony mba hanampiana ny orinasa Jirama amin’ny famokarana rano nohon’ny olan’ny tsy fahampian-drano any an-toerana amin’izao fotoana izao.

Partagez :
Mahandry