• 5 novembre 2021
Olona maheriny 1000 avy amin’ny fokontany 6 ao anatin’ny kaominina Beheloke Distrikan’i Toliara 2 no hisitraka rano fisotro madio izay ho taterina isan’andro amin’ny alalan’ny “Kibota” roa.
Raha teo aloha voatery mandeha an-tongotra 12km ireo mponina vao afaka mahazo izany rano fisotro madio izany. Tetibolan’ny CLD no nividianana ireto kibota. Ny député voafidy tao Toliara II no nanolotra izany tany an toerana.
Farelle Yartina
Partagez :
Mahandry