• 3 novembre 2021

Tagnamaron’ny fandriam-pahalemana Ihosy : Tontosaina izao antoandron’ny 03 Novambra 2021 izao eto Antampon’ Ihorombe ny fivoriana ifanatrehan’ny avy amin’ny Zandarimaria, ny Vahoaka ifotony sy ireo Ben’ny Tanana amin’ny Kaominina telo (Andiolava, Ambatolahy, Soamatasy).

Tanjona ny hanamafisana orina ny fandriam-pahalemana ato amin’ny Faritra.

Fetiniaina Andrianjafy

Partagez :
Mahandry