• 2 novembre 2021

Nahazo fitaovana entina hanatsarana sy hanamafisana ny ady amin’ny herisetra mianjady amin’ny maha lahy sy maha vavy avy amin’ny “Système des Nations Unies” ny minisiteran’ny Mponina, ny minisiteran’ny Fitsarana, ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka ary ireo mpiara-miombon’antoka avy eto an-toerana.

Tanjona ny hanatrarana ny “zéro violence basée sur le genre” amin’ny taona 2030.

Partagez :
Mahandry