• 29 octobre 2021

Amin izao fotoam-pamaranana ny « sambatra » eto Mananjary izao dia nitondra tolo-boninahitra ho an’ireo lahy anaka avy amin ireo tragnobe miisa 10 eto Mananjary omaly ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina araky ny toromarika nomen-dRamatoa minisitra Lalatiana Andriatongarivo, ny tale jeneralin’ny ny kolontsaina, Atoa Razafiarison Francis,  notronin ireo mpiara miasa aty amin ny faritra Vatovavy,  no nanatanteraka an’izany. Nankasitrahan ireo mpanjaka sy ny zanaky ny tragnobe ity fanampiana ity ka nampitondra teny fisaorana ho an-dRamatoa minisitra izy ireo.

Gomoto

Partagez :
Mahandry