• 29 octobre 2021

”Hojerena akaiky ao anatin’ny fotoana fohy ny vahaolana, hanomezana tombontsoa ho an’ireo tantsaha mpamboly lavanila ao amin’ny faritra SAVA”, hoy ny minisitry ny fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana, Razafindravahy Edgard. Laharamphamehana ilaina vahaolana maharitra izany, hoy hatrany izy, nandritra ny fihaonany tamin’ireo tantsaha tao SAVA ny 28 oktobra.

Nivoitra tamin’ny fihaonana ihany koa ny fiaraha-miasa araka ny lalàna hisondrotan’ny seha-pihariana lavanila, izay anisan’ny fampidiram-bola vahiny ho an’ny firenena.

Partagez :
Mahandry