• 26 octobre 2021

Voatazona ny daty 25 oktobra voatondro hanombohan’ny fampianarana eny amin’ny anjery manontolo. Sampampampianarana maro toy ny lalàna no efa niditra omaly araka ny loharanom-baovao avy amin’ny seraseran’ny oniversité. Voavaha ny olan’ny “Personnel Administratif et Financier” ( PAT) izay niankinan’ny fanombohan’ny fampianarana. Efa nandray ny karamany nanomboka ny 21 oktobra ny PAT.

Partagez :
Mahandry