• 15 octobre 2021
Tetik’asa hazavana ho an’ny rehetra:
Nahazo jiro mandeha amin’ny herinaratra miisa 50 ny fokontany Ambatomikiala, kaominina Alarobia Ambatomanga. Mbola tsy nahita jiro hatramin’izay ity kaominina ity raha tsy amin’ny alalan’ny “groupe électrogène”.
Partagez :
Mahandry