• 15 octobre 2021
”Tsy maty izy fa marary ao an-trano noho ny fahanterany”, io no nambaran’ny fianakavian’i Aimée na i Meme. Diso araka izany ny vaovao niely fa nodimandry io hariva io ny tenany.
Hitory ilay olona nanely fa maty i Meme ny fianakaviany, raha ny fanazavana azo.
Partagez :
Mahandry