• 16 octobre 2021

Efa manomboka ny fifidianana ny biraon’ny holafitry ny mpanao gazety ho an’ny eto amin’ny faritra Analamanga. Nisokatra tamin’ny 8 ora maraina ny birao fandatsaham-bato. Mpifidy 1507 no andrasana. Nohamarinina teo anatrehan’ny mpanao gazety sy ny mpanatrika ny fangaraharan’ny fifidianana : tsy misy sonia mialoha ny lisitra, mbola foana ny vata mangarahara, mbola tsy nisokatra ny bileta. Amin’ny 4 ora hariva vao mifarana ny fandatsaham-bato, eto amin’ny Foiben-toeran’ny Vaomieram-pirenena malagasy ho an’ny UNESCO Antanimena.

Partagez :
Mahandry