• 16 octobre 2021

Hametrahana fantsona famatsian-drano fanampiny ao amin’ny distrikan’Antsiranana sy ao Mahajanga ny JIRAMA ho famahana ny olana amin’ny famatsian-drano any an-toerana. Tsy fanamafisana ny fotodrafitrasa toy ny mahazatra no atao amin’izany fa fanovanana tambazotra hafa ho tosika hanampy ny efa eo an-toerana. Izany dia tafiditra ao anatin’ny fanavaozana ho ataon’ny tale jeneraly mpisolo-toerana, Rivo Radanielina.

Partagez :
Mahandry