• 17 octobre 2021

Hamboarina, atao manaraka ny fenitra takina amin’ny maha biraom-panjakana azy ny biraon’ny Foibem-paritry ny Asa vaventy Alaotra-Mangoro. Fanapahan-kevitra noraisina nandritra ny fitsidihana nataon’ny minisitry ny Asa vaventy Hatrefindrazana Jerry sy ny Tale jeneraly misahana ny Tetikasan’ny Filoham-pirenena, Andriamananoro Augustin androany izany, noho ny fahitana fahasimbana maro amin’ity trano fiasana ity.

Partagez :
Mahandry