• 18 octobre 2021

Ny sekoly fanabeazana fototra Antsahabe no nisitraka voalohany ny fitaovam-panasan-tànana manaraka ny teknolojia vaovao antsoina hoe “Happy TAP” nandritra ny fankalazana ny andro maneran-tany hoan’ny fanasana tànana amin’ny rano madio sy savony.

Partagez :
Mahandry