• 19 octobre 2021

154 tafo, ahitana olona 597 no niharam-boina tamin’ilay haintrano tao Sakaraha faritra Atsimo Andrefana. Nanolotra fanampiana ho azy ireo ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny minisiteran’ny Mponina. Notolorana kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro sy fitaovam-piterahana manokana ho an’ ireo vehivavy bevohoka sy mitaiza kely.

Partagez :
Mahandry