Actualités


Fangaraharan’ny lisi-pifidianana: miantso ny finiavan’ny hery velona rehetra handefa mpanara-maso ny CENI

Maro amin’ny mpisehatra politika ankehitriny no mametraka ahiahy amin’ny fangaraharan’ny lisi-pifidianana arafitry ny CENI. “Tsy mitombina anefa ny ahiahy sy ny fangaraharana, izay tanjona ifotoran’ny Voamieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI), raha tsy misy ny fanaraha-maso ataon’ny mpisehatra manana zo sy adidy hanao izany. Ilana ny fisian’ny mpanara-maso vao tena fantatra ny fangaraharana”, hoy ny […] Lire la suite...

8 février 2023
Filoha Rajoelina : « Ny famelan-keloka (…), tsy fivadiham-belirano no antoky ny fandrosoana »

7 febroary 2009 – 07 febroary 2023. Feno 14 taona ny tolona ho an’ny fanafahana nitranga teto Madagasikara. Tolona izay namoizana aina Malagasy am-polony maro teo anoloan’ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra; nitarika tamin’ny fametrahana ny fitondrana Tetezamita; ary nirosoan’ny firenena tamin’ny Repoblika fahefatra. Niantso ny rehetra mba hifamela heloka ny filoha Rajoelina Andry androany nandritra ny fametrahana […] Lire la suite...

7 février 2023
Baolina kitra : nampiray fo sy saina tanteraka ny Malagasy ny Barea, nahoraka ny fitsenana teny Ivato sy ny lanonana teny Mahamasina.

  Olona analin-kisa, mifanitsa-kitro ara-bakiteny, faly, ravo…Nirohotra nakeny Mahamasina, nanaraka ny fiarabe nitondra ny Barean’i Madagasikara. Niombom-po tanteraka ny Malagasy androany tamin’ny fitsenana ireo ekipam-pirenena, izay nahazo ny laharana fahatelo tamin’ny lalao fiadina ny tompondakan’i Afrika ho an’ny mpilalao eo amin’ny firenena misy azy. Ankoatra ny fitsenana makotrokotroka, nianga teny Ivato, ny hoby sy ny […] Lire la suite...

5 février 2023
Lasan’ny Barea Madagasikara ny medaly alimo

  Lasan’ny Barea Madagasikara ny medaly alimo rehefa nandresy an’i Niger tamin’ny isa 1-0 teo amin’ny lalao fiadian-toerana. Baolina matin’i Jean Yves teo amin’ny minitra faha-89. Nahavita dingana lehibe ny Barea, izay sambany vao nandray anjara tamin’ity fifaninanana ity. Amin’ny alahady izao dia hisy ny fitsenana makotrokotroka an’ireto mahery fo ireto. Lire la suite...

4 février 2023
Les membres du conseil d’administration de l’Aviation Civile de Madagascar (ACM) ont été nommés

5 nouveaux membres du conseil d’administration de l’Aviation Civile de Madagascar (ACM) ont été nommés par le Conseil des ministres du 1er février 2023. Ces 5 nouveaux occupants des sièges du CA de l’ACM sont des représentants issus des ministères des Transports et de la Météorologie, de l’Économie et des Finances. Sylvain Rabetsaroana figure parmi […] Lire la suite...

2 février 2023
Rolland Ranjatoelina : nouveau PCA de l’ASECNA

Rolland Ranjatoelina, ministre des Transports et de la Météorologie, a été élu président du conseil d’administration (PCA) de l’Agence pour la sécurité de la navigation aérienne en Afrique et à Madagascar (ASECNA) lors de la session du comité des ministres des transports issus des Etats membres qui s’est déroulée le 31 janvier. Le vote a […] Lire la suite...

1 février 2023