• 13 octobre 2021

Mpampivelona 26 nahavita fiofanana manokana mahakasika ny « échographie communautaire, module obstétricale » no notolorana fanamarinam-piofanana tao Befelatanana androany Alarobia 13 Oktobra . Naharitra iray volana ny fihofanana ary nizara roa mazava tsara teo aloha ny lafiny teorika izay natrehan’izy ireo tao amin’ny INSPC Befelatanana izay narahina fampiharana teny amin’ny CSB2 Ambohipo sy CSB2 Mahamasina.

Partagez :
Mahandry