• 7 octobre 2021

Efa andalana hiazo ny kinjan’ny Martyrs ireo mpilalao malagasy hiatrika ny Léopards.
Ireto avy ireo mpilalao 11 hiakatra ambony kianja voalohany. Mpiandry tsatokazo : Melvin Adrien, ao amin’ny vodilaharana dia ahitana an’i Metanir, Bapasy, Mamy Gervais, Rayan Raveloson. Ny ao ampovoany dia ahitana an’i Njiva, Marco, Amada, Lapoussin, ary Voavy Paulin. I Hakkim Abdalah kosa no lohalaharana.

Partagez :
Mahandry